Matio 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa hoy izy tamin’ny mpanompony: “I Jaona Mpanao Batisa izay! Nitsangana tamin’ny maty izy, ka izany no ahavitany fahagagana.”+ Marka 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ren’i Heroda Mpanjaka izany, satria nanjary fanta-bahoaka ny anaran’i Jesosy. Ary hoy ny olona: “Nitsangana tamin’ny maty i Jaona Mpanao Batisa, ka izany no ahavitany fahagagana.”+ Marka 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy ireo taminy: “Jaona Mpanao Batisa.+ Milaza ny hafa hoe Elia,+ ary misy koa manao hoe ny iray amin’ny mpaminany.”+ Lioka 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoy ny navalin’ireo: “Jaona Mpanao Batisa. Fa misy milaza hoe Elia, ary misy koa manao hoe ny anankiray amin’ny mpaminany fahiny no efa nitsangana tamin’ny maty.”+
2 Koa hoy izy tamin’ny mpanompony: “I Jaona Mpanao Batisa izay! Nitsangana tamin’ny maty izy, ka izany no ahavitany fahagagana.”+
14 Ren’i Heroda Mpanjaka izany, satria nanjary fanta-bahoaka ny anaran’i Jesosy. Ary hoy ny olona: “Nitsangana tamin’ny maty i Jaona Mpanao Batisa, ka izany no ahavitany fahagagana.”+
28 Dia hoy ireo taminy: “Jaona Mpanao Batisa.+ Milaza ny hafa hoe Elia,+ ary misy koa manao hoe ny iray amin’ny mpaminany.”+
19 Hoy ny navalin’ireo: “Jaona Mpanao Batisa. Fa misy milaza hoe Elia, ary misy koa manao hoe ny anankiray amin’ny mpaminany fahiny no efa nitsangana tamin’ny maty.”+