Matio 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy ireo: “Ny sasany milaza hoe Jaona Mpanao Batisa,+ ny hafa hoe Elia,+ ary misy koa manao hoe Jeremia na ny iray amin’ny mpaminany.” Marka 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy ireo taminy: “Jaona Mpanao Batisa.+ Milaza ny hafa hoe Elia,+ ary misy koa manao hoe ny iray amin’ny mpaminany.”+ Lioka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ren’i Heroda lehibem-paritra ny zava-drehetra nitranga, ka tena very hevitra izy, satria nisy nilaza fa efa nitsangana tamin’ny maty i Jaona.+
14 Dia hoy ireo: “Ny sasany milaza hoe Jaona Mpanao Batisa,+ ny hafa hoe Elia,+ ary misy koa manao hoe Jeremia na ny iray amin’ny mpaminany.”
28 Dia hoy ireo taminy: “Jaona Mpanao Batisa.+ Milaza ny hafa hoe Elia,+ ary misy koa manao hoe ny iray amin’ny mpaminany.”+
7 Ren’i Heroda lehibem-paritra ny zava-drehetra nitranga, ka tena very hevitra izy, satria nisy nilaza fa efa nitsangana tamin’ny maty i Jaona.+