22 Ary nihodina i Jesosy ka nahita azy, dia nilaza hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ravehivavy.+
28 Ary hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ravehivavy, lehibe ny finoanao. Aoka ho tonga aminao izany araka izay irinao.” Dia sitrana tamin’izay ora izay ny zanany vavy.+