Nehemia 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+ Matio 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary ny sisa nisambotra an’ireo mpanompo, ka nanompa sy nampijaly azy ary namono azy ho faty.+ Lioka 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa tonga ny fotoam-piotazana, dia naniraka mpanompo+ ho any amin’ireo mpamboly+ izy mba hanomezan’ireo azy amin’ny vokatry ny tanimboaloboka.+ Nalefan’ireo nody maina anefa ilay mpanompo,+ rehefa avy nokapohiny.
26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+
10 Rehefa tonga ny fotoam-piotazana, dia naniraka mpanompo+ ho any amin’ireo mpamboly+ izy mba hanomezan’ireo azy amin’ny vokatry ny tanimboaloboka.+ Nalefan’ireo nody maina anefa ilay mpanompo,+ rehefa avy nokapohiny.