Matio 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nisy lehilahy maty tanana tao.+ Koa mba hiampangana an’i Jesosy, dia nanontany azy ny olona hoe: “Azo atao ve ny manasitrana amin’ny sabata?”+ Lioka 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nijery+ azy tsara ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo raha hanasitrana amin’ny sabata izy na tsia, mba hahitany fomba hiampangana azy.+ Lioka 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Indray sabata, dia nankao an-tranon’ny anankiray tamin’ny lehiben’ny Fariseo i Jesosy mba hisakafo,+ ary nijery azy tsara ny olona tao.+
10 Ary nisy lehilahy maty tanana tao.+ Koa mba hiampangana an’i Jesosy, dia nanontany azy ny olona hoe: “Azo atao ve ny manasitrana amin’ny sabata?”+
7 Koa nijery+ azy tsara ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo raha hanasitrana amin’ny sabata izy na tsia, mba hahitany fomba hiampangana azy.+
14 Indray sabata, dia nankao an-tranon’ny anankiray tamin’ny lehiben’ny Fariseo i Jesosy mba hisakafo,+ ary nijery azy tsara ny olona tao.+