FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary niantsoantso mafy+ izy, ka niteny hoe: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa, ry Jesosy Zanak’ilay Andriamanitra Avo Indrindra?+ Miangavy anao aho hianiana+ amin’ny anaran’Andriamanitra mba tsy hampijaly ahy.”+

  • Lioka 4:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nivoaka koa ny demonia tamin’ny olona maro,+ ka niantso mafy hoe: “Ianao no Zanak’Andriamanitra.”+ Noteneniny mafy anefa ireo ka tsy navelany hiteny,+ satria fantatr’ireo+ fa izy no Kristy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara