8 Tsy hahamendrika antsika eo anatrehan’Andriamanitra anefa ny sakafo.+ Raha tsy mihinana isika, dia tsy ho matiantoka, ary raha mihinana isika, dia tsy hahazo tombony.+
15 Madio ny zava-drehetra amin’ny olona madio,+ fa amin’ny olona voaloto+ sy tsy manam-pinoana+ kosa, dia tsy misy madio, fa samy voaloto na ny sainy na ny feon’ny fieritreretany.+