41 Ary nalain’i Jesosy ny mofo dimy sy ny trondro roa, dia niandrandra ny lanitra izy ka nivavaka.+ Notapahiny+ ny mofo ka nomeny ny mpianatra, mba haroson’ireo eo anoloan’ny olona. Ary nozarainy ho an’ny rehetra ny trondro roa.
17Niandrandra ny lanitra+ i Jesosy rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Ray ô, tonga ny fotoana. Omeo voninahitra ny zanakao mba hanomezany voninahitra anao.+