2 mba hisakanana ny mahantra tsy ho eo amin’ny fitsarana, sy mba tsy hanomezana rariny an’ireo ory eo amin’ny vahoakako,+ sy mba hakana ny mpitondratena ho babo, ary mba handrobana ny kamboty ray!+
6 Avy amin’ireny mantsy no ipoiran’ny lehilahy mitsofoka mangingina any an-tokantrano,+ ary alainy ho babo ny vehivavy osa ara-panahy sy vesaran’ota ary tarihin’ny faniriana maro samihafa.+