Isaia 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hiaraka tsindraindray ny zanak’ondry sy ny amboadia,+ hatoritory hiaraka amin’ny zanak’osy ny leopara, ary hiaraka daholo ny zanak’omby sy ny liona tanora+ ary ny biby nohatavezina,+ ka ankizilahikely no hitarika azy ireo. Isaia 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hifaly ny tany efitra sy ny faritra karakaina,+ ary hiravoravo ny lemaka karakaina sady hamony toy ny voninkazo safrona.+ Isaia 65:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Fa hamorona lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ aho. Dia tsy hotsarovana intsony, na hitamberina ao am-po, ny zavatra taloha.+ Apokalypsy 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nahita lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ aho, fa efa lasa ny lanitra+ taloha sy ny tany+ taloha, ary tsy nisy ranomasina+ intsony.
6 Dia hiaraka tsindraindray ny zanak’ondry sy ny amboadia,+ hatoritory hiaraka amin’ny zanak’osy ny leopara, ary hiaraka daholo ny zanak’omby sy ny liona tanora+ ary ny biby nohatavezina,+ ka ankizilahikely no hitarika azy ireo.
35 Hifaly ny tany efitra sy ny faritra karakaina,+ ary hiravoravo ny lemaka karakaina sady hamony toy ny voninkazo safrona.+
17 “Fa hamorona lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ aho. Dia tsy hotsarovana intsony, na hitamberina ao am-po, ny zavatra taloha.+
21 Ary nahita lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ aho, fa efa lasa ny lanitra+ taloha sy ny tany+ taloha, ary tsy nisy ranomasina+ intsony.