FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Noho izany, dia hoy aho: “Intỳ aho tonga!+

      Voasoratra ao amin’ny horonam-boky ny momba ahy.+

  • Salamo 118:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hotahina anie Ilay ho tonga amin’ny anaran’i Jehovah!+

      Avy ao an-tranon’i Jehovah no irarianay fitahiana ho anareo.+

  • Ezekiela 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Horavako, horavako, horavako izany,+ ary izany koa aza dia tsy ho lasan’iza na iza, mandra-pahatongan’ilay manan-jo ara-dalàna hahazo izany.+ Dia homeko azy izany.’+

  • Zakaria 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Aoka ho dibo-kafaliana ianao, ry Ziona zanakavavy ô!+ Manaova horakora-pandresena,+ ry Jerosalema zanakavavy ô! Iny fa tonga atỳ aminao ny mpanjakanao.+ Olo-marina izy, sady voavonjy.+ Manetry tena izy,+ ary mitaingina ampondra, dia zanaky ny ampondravavy.+

  • Malakia 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Hirahiko ny irako,+ ary hikarakara ny lalana halehako izy.+ Ary ho avy tampoka ao amin’ny tempoliny+ ilay tena Tompo+ tadiavinareo sy ilay iraky+ ny fifanekena+ izay sitrakareo.+ Ho avy tokoa izy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+

  • Matio 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izaho manao batisa anareo amin’ny rano+ noho ny fibebahanareo.+ Ilay ho avy+ ao aoriako kosa mahery noho izaho, ka tsy mendrika hanala ny kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina+ sy amin’ny afo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara