Matio 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ataovy ihany aloha amin’ity indray mandeha ity, fa izao no fomba tsara hanatanterahantsika an’izay rehetra marina.”+ Koa tsy nisakana azy intsony i Jaona. Matio 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa tonga teo aminareo i Jaona nampianatra ny lalan’ny fahamarinana,+ kanefa tsy nino azy ianareo,+ fa ny mpamory hetra sy ny mpivaro-tena kosa nino azy.+ Ary na nahita izany aza ianareo, dia tsy nanenina avy eo, mba hahafahanareo hino azy.
15 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ataovy ihany aloha amin’ity indray mandeha ity, fa izao no fomba tsara hanatanterahantsika an’izay rehetra marina.”+ Koa tsy nisakana azy intsony i Jaona.
32 Fa tonga teo aminareo i Jaona nampianatra ny lalan’ny fahamarinana,+ kanefa tsy nino azy ianareo,+ fa ny mpamory hetra sy ny mpivaro-tena kosa nino azy.+ Ary na nahita izany aza ianareo, dia tsy nanenina avy eo, mba hahafahanareo hino azy.