15 Taoriana kelin’izay dia nandry ilika* nisakafo tao an-tranon’i Levy i Jesosy. Ary nisy mpamory hetra+ sy mpanota maro tao nandry ilika nisakafo niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany, fa nisy maro ireny. Ary tonga mpanara-dia an’i Jesosy ireny.+
29 Rehefa nandre izany ny olona rehetra sy ny mpamory hetra, dia nanambara fa marina+ Andriamanitra. Natao batisa tamin’ny batisan’i Jaona mantsy izy ireo.+