FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nakopako ny tratran’akanjoko, dia hoy aho: “Hakopak’Andriamanitra toy izao anie izay olona tsy manatanteraka izany teny izany, eny, hakopany hiala amin’ny tranony sy ny fananany izy, ka tsy hanana na inona na inona intsony!” Dia hoy ny fiangonana manontolo: “Amena!”*+ Ary nidera an’i Jehovah izy ireo.+ Dia nanao araka izany teny izany ny olona.+

  • Matio 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Na aiza na aiza misy tsy mandray anareo na tsy mihaino ny teninareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’izany trano na tanàna izany ianareo.+

  • Marka 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary na aiza na aiza toerana tsy handray anareo na tsy hihaino anareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny faladianareo rehefa miala ao, mba ho vavolombelona aminy.”+

  • Asan’ny Apostoly 13:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Fa nanintsana ny vovoka tamin’ny tongony kosa izy roa lahy mba hanamelohana azy ireo,+ dia lasa nankany Ikonioma.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara