37 Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany ahy dia tsy mendrika ahy, ary izay tia zanakalahy na zanakavavy mihoatra noho ny fitiavany ahy dia tsy mendrika ahy.+
29 Fa hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy misy olona efa nahafoy trano na vady na rahalahy na ray aman-dreny na zanaka noho ny fanjakan’Andriamanitra,+