23 Dia namaly i Jesosy hoe: “Raha misy tia ahy, dia hitandrina+ ny teniko izy, ary ho tia azy ny Raiko, ary hankany aminy izahay ka hiara-mipetraka aminy.+
24 Ary tafaray foana aminy izay mitandrina ny didiny, ary izy ho tafaray amin’ny olona toy izany.+ Izao no ahafantarantsika fa tafaray foana aminy isika,+ dia noho ny fanahiny+ izay nomeny antsika.