6 Fa hitsangana eo anatrehanao aho, eo ambony harambato ao Horeba. Ary kapohy ny harambato, dia hisy rano hivoaka avy ao, ary hosotroin’ny olona izany.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.
8 “Alaivo ny tehinao,+ ary aoka ianao sy Arona rahalahinao hamory ny vahoaka. Ary teneno eo imason’ny vahoaka ny vatolampy mba hiboiboika rano. Aoka ianao hamoaka rano ho azy ireo avy amin’ilay vatolampy, ka omeo rano hosotroiny ny vahoaka sy ny biby mpitondra entana.”+
14 fa izay rehetra misotro ny rano homeko azy kosa tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Fa ilay rano homeko azy dia ho loharano+ ao anatiny, izay hiboiboika mba hanome fiainana mandrakizay.”+