FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Fantatrareo fa rehefa afaka roa andro dia ho tonga ny Paska,+ ary hatolotra hofantsihana amin’ny hazo fijaliana ny Zanak’olona.”+

  • Jaona 12:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hoy anefa ny navalin’i Jesosy azy ireo: “Tonga ny fotoana hanomezam-boninahitra ny Zanak’olona.+

  • Jaona 17:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Niandrandra ny lanitra+ i Jesosy rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Ray ô, tonga ny fotoana. Omeo voninahitra ny zanakao mba hanomezany voninahitra anao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara