Matio 26:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa tsy nitsahatra nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy izy nanomboka tamin’izay.+ Matio 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Marina fa handeha ny Zanak’olona, araka ny voasoratra+ momba azy, nefa lozan’izay+ olona nampiasaina hamadihana ny Zanak’olona!+ Tsara kokoa ho an’izany olona izany raha tsy teraka akory.” Marka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+
16 Koa tsy nitsahatra nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy izy nanomboka tamin’izay.+
24 Marina fa handeha ny Zanak’olona, araka ny voasoratra+ momba azy, nefa lozan’izay+ olona nampiasaina hamadihana ny Zanak’olona!+ Tsara kokoa ho an’izany olona izany raha tsy teraka akory.”
11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+