Lioka 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa Mpamonjy+ no teraka ho anareo androany ao an-tanànan’i Davida,+ dia i Kristy Tompo.+ Asan’ny Apostoly 10:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nandefa hafatra+ tany amin’ny zanak’Israely izy mba hotorina amin’ireo ilay vaovao tsaran’ny fihavanana+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy hoe: Izy no Tompon’ny olon-drehetra.+
36 Nandefa hafatra+ tany amin’ny zanak’Israely izy mba hotorina amin’ireo ilay vaovao tsaran’ny fihavanana+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy hoe: Izy no Tompon’ny olon-drehetra.+