FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 10:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy misy manaisotra ny aiko amiko fa izaho no mahafoy azy araka ny nahim-poko. Manana fahefana hamoy azy aho, ary manana fahefana hahazo azy indray.+ Izany no didy+ voaraiko avy tamin’ny Raiko.”

  • Jaona 12:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 satria tsy araka ny nahim-poko no nitenenako, fa ny Ray izay naniraka ahy no nandidy ahy ny amin’izay holazaiko sy hoteneniko.+

  • Jaona 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy miala amin’ny fitiavako ianareo, raha mitandrina ny didiko+ toy ny itandremako ny didin’ny Ray+ sy tsy ialako amin’ny fitiavany.

  • Filipianina 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary tsy izany ihany, fa rehefa hitany fa nitovy tamin’ny olombelona+ izy, dia nanetry tena ka nanjary nankatò ary tonga hatramin’ny fahafatesana ny fankatoavany,+ eny, fahafatesana teo amin’ny hazo fijaliana.+

  • 1 Jaona 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara