Levitikosy 25:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “‘Raha mihamahantra ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka sahirana ara-bola,+ dia ampio izy.+ Aoka ho velona eo aminao toy ny mpivahiny sy ny mpiavy+ izy. Ohabolana 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Aza miahotra manao soa amin’izay tokony hanaovan-tsoa+ raha mbola azon’ny tananao atao ihany.+ Asan’ny Apostoly 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Taona maro tatỳ aoriana àry, dia tonga teo amin’ny fireneko aho mba hitondra fanomezana ho an’ny mahantra sy hitondra fanatitra.+ Romanina 15:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa sitrak’ireo any Makedonia sy atỳ Akaia+ ny hizara ny fananany ka hanao fanomezana+ ho an’izay mahantra amin’ny olona masina any Jerosalema. 1 Korintianina 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mikasika ilay famoriam-bola+ ho an’ny olona masina,+ dia aoka koa ianareo hanao araka izay nandidiako an’ireo fiangonana any Galatia.+ Galatianina 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa izao fotsiny no nohafarana anay: Tokony hahatsiaro foana ny mahantra izahay.+ Ary izany indrindra no efa iezahako mafy hatao.+
35 “‘Raha mihamahantra ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka sahirana ara-bola,+ dia ampio izy.+ Aoka ho velona eo aminao toy ny mpivahiny sy ny mpiavy+ izy.
17 Taona maro tatỳ aoriana àry, dia tonga teo amin’ny fireneko aho mba hitondra fanomezana ho an’ny mahantra sy hitondra fanatitra.+
26 Fa sitrak’ireo any Makedonia sy atỳ Akaia+ ny hizara ny fananany ka hanao fanomezana+ ho an’izay mahantra amin’ny olona masina any Jerosalema.
16 Mikasika ilay famoriam-bola+ ho an’ny olona masina,+ dia aoka koa ianareo hanao araka izay nandidiako an’ireo fiangonana any Galatia.+
10 Fa izao fotsiny no nohafarana anay: Tokony hahatsiaro foana ny mahantra izahay.+ Ary izany indrindra no efa iezahako mafy hatao.+