FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 19:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa nisahotaka ny iray tanàna, ary indray nirohotra niditra tao an-kianja filalaovana tantara an-tsehatra izy rehetra, ary nentiny an-keriny niaraka taminy i Gaio sy Aristarko,+ Makedonianina roa lahy niara-dia tamin’i Paoly.

  • Asan’ny Apostoly 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Niaraka taminy i Sopatera+ zanak’i Pyro avy any Beria, sy Aristarko+ sy Sekondo samy avy any Tesalonika, sy Gaio avy any Derbe, sy Timoty,+ ary Tykiko+ sy Trofimo+ samy avy any amin’ny faritr’i Azia.

  • Asan’ny Apostoly 27:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Sambo avy tany Adramytena no niakaranay, ary efa nadiva hanainga ho any amin’ny toerana maro nanaraka ny morontsirak’i Azia izy io. Dia lasa izahay ary niaraka taminay koa i Aristarko,+ Makedonianina avy any Tesalonika.

  • Filemona 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Marka, Aristarko,+ Demasy,+ ary Lioka, izay samy mpiara-miasa amiko.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara