Asan’ny Apostoly 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa nisahotaka ny iray tanàna, ary indray nirohotra niditra tao an-kianja filalaovana tantara an-tsehatra izy rehetra, ary nentiny an-keriny niaraka taminy i Gaio sy Aristarko,+ Makedonianina roa lahy niara-dia tamin’i Paoly. Asan’ny Apostoly 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niaraka taminy i Sopatera+ zanak’i Pyro avy any Beria, sy Aristarko+ sy Sekondo samy avy any Tesalonika, sy Gaio avy any Derbe, sy Timoty,+ ary Tykiko+ sy Trofimo+ samy avy any amin’ny faritr’i Azia. Kolosianina 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mampamangy, hono, ianareo, hoy i Aristarko,+ mpiara-migadra amiko, sy Marka,+ zanak’olo-mpiray tam-po amin’i Barnabasy—izy ilay nasaina noraisinareo tsara+ raha sendra tonga any aminareo.—
29 Koa nisahotaka ny iray tanàna, ary indray nirohotra niditra tao an-kianja filalaovana tantara an-tsehatra izy rehetra, ary nentiny an-keriny niaraka taminy i Gaio sy Aristarko,+ Makedonianina roa lahy niara-dia tamin’i Paoly.
4 Niaraka taminy i Sopatera+ zanak’i Pyro avy any Beria, sy Aristarko+ sy Sekondo samy avy any Tesalonika, sy Gaio avy any Derbe, sy Timoty,+ ary Tykiko+ sy Trofimo+ samy avy any amin’ny faritr’i Azia.
10 Mampamangy, hono, ianareo, hoy i Aristarko,+ mpiara-migadra amiko, sy Marka,+ zanak’olo-mpiray tam-po amin’i Barnabasy—izy ilay nasaina noraisinareo tsara+ raha sendra tonga any aminareo.—