Jaona 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa izao no sitrapon’ny Raiko: Tokony hahazo fiainana mandrakizay+ izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.”+ Jaona 20:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nosoratana anefa ireo+ mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra, ary mba hahazoanareo fiainana amin’ny anarany, satria mino+ ianareo.
40 Fa izao no sitrapon’ny Raiko: Tokony hahazo fiainana mandrakizay+ izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.”+
31 Nosoratana anefa ireo+ mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra, ary mba hahazoanareo fiainana amin’ny anarany, satria mino+ ianareo.