Jaona 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia ahy.+ Ary izay tia ahy kosa dia ho tian’ny Raiko, ary izaho ho tia azy ka hiseho miharihary aminy.” Jaona 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy miala amin’ny fitiavako ianareo, raha mitandrina ny didiko+ toy ny itandremako ny didin’ny Ray+ sy tsy ialako amin’ny fitiavany.
21 Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia ahy.+ Ary izay tia ahy kosa dia ho tian’ny Raiko, ary izaho ho tia azy ka hiseho miharihary aminy.”
10 Tsy miala amin’ny fitiavako ianareo, raha mitandrina ny didiko+ toy ny itandremako ny didin’ny Ray+ sy tsy ialako amin’ny fitiavany.