Hebreo 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho,+ ary izy ireo ho oloko.+ 2 Jaona 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tianay ianareo noho ny fahamarinana izay mitoetra ao am-pontsika,+ sady ho amintsika mandrakizay.+ 3 Jaona 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ravoravo tokoa aho rehefa nisy rahalahy tonga ka nanambara fa mifikitra amin’ny fahamarinana ianao. Ravoravo koa aho fa mandeha foana ao amin’ny fahamarinana+ ianao.
10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho,+ ary izy ireo ho oloko.+
3 Ravoravo tokoa aho rehefa nisy rahalahy tonga ka nanambara fa mifikitra amin’ny fahamarinana ianao. Ravoravo koa aho fa mandeha foana ao amin’ny fahamarinana+ ianao.