5 Mipetraha amim-panginana+ ka mankanesa ao amin’ny haizina,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Fa tsy hantsoin’ny olona intsony hoe Tompovavin’ireo+ Fanjakana+ ianao.
4 Ry mpanitsakitsa-bady,+ tsy fantatrareo ve fa fandrafiana an’Andriamanitra ny fisakaizana amin’izao tontolo izao?+ Koa na iza na iza te ho naman’izao+ tontolo izao, dia mitsangan-ko fahavalon’Andriamanitra izy.+
9 “Ary rehefa hahita ny setroky ny fandoroana azy ny mpanjakan’ny+ tany, izay nijangajanga taminy sy niaina tao anatin’ny renty izay efa tsy nahamenatra azy intsony, dia hitomany azy sy hikapo-tratra noho ny alahelony azy.+