Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 5 Martsa
HERINANDRON’NY 5 MARTSA
Hira 103 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 17 § 15-19 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jeremia 1-4 (10 min.)
No. 1: Jeremia 3:14-25 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana Isika no Mirehareha Mitondra ny Anaran’i Jehovah?—Isaia 43:12 (5 min.)
No. 3: Ahoana no Fiheveran’ny Baiboly ny Olona Misara-panambadiana mba Hanambadiana Olon-kafa Indray?—rs p. 168 § 3–p. 169 § 3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Mandraisa Soa avy Amin’ny Fandinihana ny Soratra Masina Isan’andro 2012. Resaho vetivety ilay sasin-teny. Anontanio ny mpanatrika hoe isaky ny inona izy ireo no manao teny vakina, ary inona ny soa noraisiny. Avy eo dia iaraho midinika ny andinin-teny ho an’ny taona 2012.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Fomba Hanolorana Gazety Amin’ny Martsa. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny iray na roa minitra izay lahatsoratra mety hahaliana ny olona eny amin’ny faritaninareo. Ampiasao avy eo ireo lahatsoratra voalohany amin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!, ary asao ny mpanatrika hilaza izay fanontaniana mahaliana azo apetraka sy ny andinin-teny azo vakina. Raha ampy ny fotoana, dia asaivo miresaka lahatsoratra hafa izy ireo. Ataovy fampisehoana ny fomba azo ametrahana ny gazety tsirairay.
Hira 75 sy Vavaka