Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 11 Novambra
HERINANDRON’NY 11 NOVAMBRA
Hira 119 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jl lesona 5-7 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Hebreo 1-8 (10 min.)
No. 1: Hebreo 4:1-16 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Ampisehoantsika fa Manana ny “Fahendrena avy any Ambony” Isika?—Jak. 3:17, 18 (5 min.)
No. 3: Ny Fitiava-namana ve no Tena Zava-dehibe?—rs p. 256 § 1 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Ahoana no Azontsika Anampiana ny Hafa Hahazo Izay Ilainy? Lahateny ataon’ny anti-panahy iray, miorina amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Novambra 2013, pejy 8-9.
10 min: Matahotra ve Ianao Rehefa Mitory? Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ireto fanontaniana ireto: 1) Nahoana no manampy antsika tsy hatahotra ny vavaka rehefa eo am-baravaran’ny olona itoriantsika isika? 2) Nahoana no tsy dia hatahotra loatra isika raha manomana tsara? 3) Inona no hanampy antsika tsy dia hatahotra loatra rehefa miara-manompo amin’ny mpiandraikitra ny faritra? 4) Nahoana isika no tsy dia hatahotra loatra arakaraka ny handehanantsika manompo? 5) Inona no nanampy anao tsy hatahotra intsony?
10 min: “Tahafo Ireo Mpaminany: Hosea.” Fanontaniana sy valiny.
Hira 113 sy Vavaka