FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb26 Janoary p. 10
  • 2-8 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2-8 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2026
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2026
mwb26 Janoary p. 10

2-8 FEBROARY

ISAIA 30-32

Hira 8 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Mialofa ao Ambany Elatr’i Jehovah

(10 min.)

Miaro ny vahoakany i Jehovah, hoatran’ny ataon’ny vorona miaro ny zanany amin’ny fahavalo (Is 31:5; w01 15/11 16 § 7)

Miaraha foana amin’ny olona ampiasain’i Jehovah hanampy sy hiaro anao (Is 32:1, 2; w24.01 24 § 13)

Saintsaino ny fampanantenan’i Jehovah dia hatanjaka ianao (Is 32:16-18; w23.10 17 § 19)

Voromahery miaro ny zanany roa eo amin’ny akaniny.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Is 30:20​—Inona no dikan’ilay hoe “fahoriana no mofo homen’i Jehovah anareo, ary fampijaliana no rano homeny anareo”? (it “Mofo” § 13)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

(4 min.) Is 31:1-9 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Milaza ilay olona hoe mampanahy azy ny zava-nitranga iray tato ho ato. (lmd lesona 2, hevitra 5)

5. Miresadresaha Aloha

(4 min.) ISAN-TRANO. (lmd lesona 5, hevitra 5)

6. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly ilay olona. (lmd lesona 7, hevitra 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 157

7. “Hiadana Izay Manaraka ny Tena Fahamarinana”​—Ampahany

(15 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO ary iaraho midinika ity:

  • Inona no ianaranao momba ny tena fahamarinana, tamin’iny video iny?​—Is 32:17.

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb lesona 58-59

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 133 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara