FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/08 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
km 7/08 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jona

“Eken’Andriamanitra ve ny fivavahana rehetra, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Izao no nolazain’Andriamanitra, rehefa nanaraka ny fombafomba ara-pivavahan’ireo firenena nanodidina azy ny Israely fahiny. [Vakio ny Ezekiela 6:6.] Ity lahatsoratra ity dia mamaly ny fanontaniana hoe: ‘Tian’Andriamanitra ve ny Fivavahana Rehetra?’ ” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 9.

Mifohaza! Jona

“Azo inoana fa manaiky ianao hoe ny fahatanorana no fotoana sarotra indrindra, ho an’ny tanora sy ny ray aman-dreny. Hahay hitaiza kokoa ve ny ray aman-dreny, raha manaraka ity torohevitra ity? [Vakio ny Jakoba 1:19, ary avelao izy hamaly.] Mino aho fa ho tianao ireo torohevitra ara-baiboly azo ampiharina, ato amin’ity gazety ity.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jolay

“Malahelo isika rehetra, rehefa misy havan-tiantsika nodimandry. Araka ny hevitrao, afaka manampy antsika hizaka ny alahelo ve ny Baiboly? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Salamo 55:22.] Resahin’ity gazety ity ny sasany amin’ny torohevitry ny Baiboly, izay azo ampiharina tsara.”

Mifohaza! Jolay

“Mitombo ny olana ao an-tokantrano, ka mpivady maro no misaraka. Araka ny hevitrao, ho sambatra ve ny mpivady raha manaraka an’ity torohevitra ity? [Vakio ny Ohabolana 12:18, ary avelao izy hamaly.] Misy toro lalana ara-baiboly hafa koa ato amin’ity gazety ity, izay manampy ny mpivady hanamafy ny fifankatiavany.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara