-
Genesisy 13:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Hoy i Jehovah tamin’i Abrama, rehefa nisaraka izy sy Lota: “Azafady ange e! Jereo avy eo amin’ny toerana misy anao eo ny manodidina, dia mijere mianavaratra sy mianatsimo sy miantsinanana ary miankandrefana.
-
-
Genesisy 13:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary hataoko be dia be tahaka ny vovoka amin’ny tany ny taranakao. Raha misy mahavita manisa ny vovoka amin’ny tany, dia ho voaisa koa ny taranakao.+
-
-
Genesisy 15:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia nitondra azy nankeo ivelany izy, ka niteny hoe: “Mba jereo ange ny lanitra, azafady e! Dia isao ny kintana raha mahavita manisa azy ianao.” Hoy koa izy taminy: “Ho tahaka an’ireo ny taranakao.”+
-