-
Malakia 1:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Efa nasehoko anareo hoe tiako ianareo”,+ hoy i Jehovah.
Hoy anefa ianareo: “Inona no porofo fa tia anay ianao?”
Dia hoy i Jehovah: “Angaha moa tsy rahalahin’i Jakoba i Esao?+ I Jakoba anefa no tiako, 3 fa i Esao kosa halako,+ ka nataoko tsy misy mponina+ ny tendrombohiny. Navelako ho lasa fonenan’ny alikadia any an-tany efitra koa ny lovany.”+
-