FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 25:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nanambady indray i Abrahama. Ketora no anaran’ilay vadiny. 2 Ireto avy no naterany tamin’i Abrahama, rehefa nandeha ny fotoana: Zimrana, Joksana, Medana, Midianina,+ Jisbaka, ary Soaha.+

  • Eksodosy 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tonga tany am-poto-tsofin’i Farao izany, ka nitady hamono an’i Mosesy izy. Nandositra azy anefa i Mosesy ka nandeha nipetraka tany Midianina.+ Rehefa tonga tany izy, dia nipetrapetraka teo akaikin’ny lavadrano iray.

  • Nomery 31:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Valio+ ny Midianita noho ny ratsy nataony tamin’ny Israelita.+ Aorian’izay dia hangonina any amin’ny razambenao* ianao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara