-
Genesisy 28:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia taitra tamin’ny torimasony i Jakoba, ka niteny hoe: “Tena eto amin’ity toerana ity i Jehovah, fa izaho no tsy nahafantatra.”
-
-
Jeremia 32:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nanao famantarana sy fahagagana tany Ejipta ianao, ary mbola fantatr’olona izany hatramin’izao. Nataonao nalaza teto amin’ny Israely sy teo amin’ny olombelona àry ny anaranao,+ toy ny amin’izao andro izao.
-