FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “‘Raha misy olona manolotra fanatitra varimbazaha+ ho an’i Jehovah, dia tokony ho lafarinina tsara toto izany, ary horarahany menaka sy hasiany ditin-kazo manitra eo amboniny.+

  • Nomery 15:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ka manolotra fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, na omby izany na ondry na osy, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah,+—na fanatitra dorana ilay izy,+ na sorona hanefana voady manokana, na fanatitra an-tsitrapo,+ na fanatitra mandritra an’ireo fety fanaonareo,+— 4 dia hanome fanatitra varimbazaha ho an’i Jehovah koa ilay manolotra fanatitra. Lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha,* sady nafangaro menaka ampahefatry ny hina,* ilay fanatitra varimbazaha.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara