FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 21:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa azony atao ihany ny mihinana ny sakafo natolotra ho an’ny Andriamaniny, izay avy amin’ny zavatra masina indrindra+ sy ny zavatra masina.+

  • Levitikosy 22:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “‘Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona tsy nahazo alalana.*+ Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona hafa firenena mivahiny ao amin’ny mpisorona na ny olona karamaina.

  • 1 Samoela 21:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hoy anefa ilay mpisorona: “Tsy misy mofo tsotra ao, fa mofo masina+ ihany. Izay no homeko raha tsy nikasi-behivavy* ireo tovolahy.”+

  • 1 Samoela 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nomen’ilay mpisorona azy àry ny mofo masina.+ Tsy nisy mofo mantsy tao afa-tsy ny mofo aseho, izay efa nesorina teo anatrehan’i Jehovah ka nosoloana mofo vaovao tamin’ny andro nanesorana azy.

  • Matio 12:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hoy izy tamin’ireo: “Mbola tsy novakinareo angaha ilay nataon’i Davida, rehefa noana izy sy ny olona niaraka taminy?+ 4 Niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, dia nihinana ny mofo atolotra*+ ry zareo. Tsy nisy nahazo nihinana an’izany anefa na izy na ny olona niaraka taminy, afa-tsy ny mpisorona ihany.+

  • Lioka 6:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Namaly anefa i Jesosy hoe: “Mbola tsy novakinareo mihitsy angaha ilay nataon’i Davida, rehefa noana izy sy ny olona niaraka taminy?+ 4 Niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy ary nomena azy ny mofo atolotra,* dia nohaniny izany ary nomeny koa ny olona niaraka taminy. Tsy nisy nahazo nihinana an’izany anefa, afa-tsy ny mpisorona ihany.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara