FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Aza mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny namanao.+

  • Eksodosy 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Aza manely tsaho.+ Ary aza miray tsikombakomba amin’ny ratsy fanahy ka mijoro ho vavolombelona mitetika ny hanao ratsy.+

  • Levitikosy 19:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika olona eo amin’ny firenenao.+ Aza mandatsaka ny ran’ny namanao.*+ Izaho no Jehovah.

  • Deoteronomia 19:16-19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha misy vavolombelona mitetika ny hanao ratsy ka miampanga olon-kafa hoe nanao ratsy,+ 17 dia hijoro eo anatrehan’i Jehovah izy roa lahy manana ady, izany hoe eo anatrehan’ny mpisorona sy ny mpitsara miasa amin’izany fotoana izany.+ 18 Dia hanadihady tsara ireo mpitsara ireo,+ ka raha vavolombelona mandainga ilay miampanga, sady nanendrikendrika an’ilay rahalahiny, 19 dia tokony hataonao aminy izay noeritreretiny hatao amin’ilay rahalahiny.+ Esory eo aminao ny ratsy.+

  • Ohabolana 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ohabolana 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny vavolombelona mandainga izay efa tranon-dainga mihitsy,+

      Ary ny olona mampiady ny mpirahalahy.+

  • Ohabolana 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tsy maintsy ho voasazy ny vavolombelona mandainga,+

      Ary tsy ho afa-maina ny olona efa tranon-dainga.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara