FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fantatrao tsara fa nanitsy anao i Jehovah Andriamanitrao, hoatran’ny olona manitsy ny zanany.+

  • Ohabolana 13:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Izay mitsitsy ny tsorakazony* dia tsy tia ny zanany,+

      Fa izay tia azy kosa mazoto* mananatra* azy.+

  • Ohabolana 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Faizo ny zanakao dieny mbola misy fanantenana,+

      Ary tandremo sao ho lasa tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany ianao.*+

  • Ohabolana 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aza misalasala manafay* zanaka,*+

      Fa tsy hoe ho faty izy akory raha kapohinao amin’ny tsorakazo.

  • Hebreo 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ankoatra izany, dia nanafay antsika ny ray olombelona niteraka antsika,* ary nohajaintsika. Tsy vao mainka àry ve isika tokony hanaiky an’ilay Ray mitarika ny fiainantsika amin’ny alalan’ny fanahy masina, dia amin’izay isika ho velona?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara