FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 34:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+

  • Nomery 34:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hivily eo atsimon’ilay fiakarana Akrabima+ ny sisin-taninareo, dia hitohy hatrany Zina, ary any atsimon’i Kadesi-barnea+ ny farany. Hitatra hatrany Hazara-adara+ ilay izy ka hitohy hatrany Azmona.

  • Deoteronomia 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nisy fotoana koa ianareo nasain’i Jehovah niala tao Kadesi-barnea,+ dia noteneniny hoe: ‘Miakara ka alaivo ho anareo ilay tany homeko anareo!’ Mbola tsy nanaraka ny baikon’i Jehovah Andriamanitrareo indray anefa ianareo,+ ary tsy nino+ na nankatò azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara