FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa masina sady an’i Jehovah daholo ny volafotsy sy ny volamena ary ny zavatra vita amin’ny varahina sy vy.+ Tokony hatao any amin’ny fitehirizana an’ireo zava-tsarobidy ho an’i Jehovah ireny.”+

  • 1 Mpanjaka 7:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Vitan’i Solomona Mpanjaka àry ny asa rehetra tsy maintsy nataony ho an’ny tranon’i Jehovah. Dia nampidiriny tao ireo zavatra efa nohamasinin’i Davida rainy.+ Ary nataony tao amin’ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah ny volafotsy sy ny volamena ary ny fitaovana hafa.+

  • 1 Tantara 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy nitandro hasasarana aho nanomana volamena 100 000 talenta,* sy volafotsy 1 000 000 talenta, ary varahina sy vy+ be dia be izay tsy voalanja intsony ho an’ny tranon’i Jehovah. Efa nanomana hazo sy vato+ koa aho, nefa mbola mila ampianao ireo.

  • 1 Tantara 26:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nisy nohamasinin’izy ireo ny zavatra azo babo+ tany an’ady,+ mba hikojakojana ny tranon’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara