-
1 Samoela 14:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanak’i Ahimaza. Ny anaran’ny lehiben’ny tafiny dia Abnera,+ zanak’i Nera, dadatoan’i Saoly.
-
-
2 Samoela 2:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hoy indray àry i Abnera tamin’i Asahela: “Efa hoe aza enjehina aho sao hasiako eo ianao! Dia hataoko ahoana ny hifanatri-tava amin’i Joaba rahalahinao?”
-