FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanak’i Ahimaza. Ny anaran’ny lehiben’ny tafiny dia Abnera,+ zanak’i Nera, dadatoan’i Saoly.

  • 2 Samoela 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nalain’i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly anefa i Isboseta+ zanak’i Saoly, dia nentiny niampita nankany Mahanaima.+

  • 2 Samoela 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Naniraka olona nankany amin’i Davida avy hatrany àry i Abnera, mba hilaza hoe: “An’iza moa ny tany?” Hoy koa izy: “Manaova fifanekena amiko, dia hanao izay rehetra azoko atao aho* mba hahatonga ny Israely rehetra hanohana anao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara