FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 32:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia nanohy ny diany i Jakoba, ary nisy anjelin’Andriamanitra nifanena taminy. 2 Raha vao nahita azy ireo i Jakoba, dia hoy izy: “Tobin’Andriamanitra ity!” Koa nataony hoe Mahanaima* ny anaran’ilay toerana.

  • 2 Samoela 2:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nalain’i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly anefa i Isboseta+ zanak’i Saoly, dia nentiny niampita nankany Mahanaima.+ 9 Nataony mpanjakan’i Gileada+ sy ny Asorita sy Jezirela+ sy Efraima+ sy Benjamina ary ny Israely rehetra izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara