FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nandefa mpitsikilo nanerana ny foko rehetra teo amin’ny Israely i Absaloma, ka nilaza tamin’izy ireo hoe: “Raha vao mandre feon’anjombona ianareo, dia milazà hoe: ‘Lasa mpanjaka ao Hebrona i Absaloma!’”+

  • 1 Mpanjaka 1:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Hanosotra+ azy ho mpanjakan’ny Israely i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany rehefa any. Tsofy ny anjombona avy eo, ka milazà hoe: ‘Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!’+

  • 1 Mpanjaka 1:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Nalain’i Zadoka mpisorona avy tao amin’ny tranolay+ ny tandroka nisy menaka,+ ka nohosorany ho mpanjaka i Solomona.+ Dia notsofina ny anjombona, ary niara-niredona ny olona rehetra hoe: “Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara