FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “‘Raha ny mpisorona voahosotra+ no manota+ ka lasa meloka ny vahoaka, dia hanolotra vantotr’ombilahy tsy misy kilema ho an’i Jehovah izy ho fanatitra noho ny ota, noho ilay fahotana nataony.+

  • Levitikosy 4:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “‘Raha ny vahoakan’Israely manontolo no meloka ho nanota tsy nahy,+ nefa tsy fantatry ny fiangonana hoe nanao zavatra nandraran’i Jehovah izy ireo,+ 14 ary fantatra avy eo ilay fahotana, dia hanolotra vantotr’ombilahy ny fiangonana ho fanatitra noho ny ota. Hoentiny eo anoloan’ny tranolay fihaonana izany.

  • Nomery 15:22-24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “‘Ary raha manao fahadisoana ianareo, ka tsy manaraka an’ireo didy rehetra nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy ireo, 23 izany hoe izay rehetra nandidian’i Jehovah anareo tamin’ny alalan’i Mosesy, ka tokony harahinareo nanomboka tamin’ny andro nanomezan’i Jehovah an’izany didy izany sady tokony harahin’ny taranakareo fara aman-dimby, 24 ary raha tsy fanahy iniana ilay fahadisoana sady tsy fantatry ny vahoaka, dia hanolotra vantotr’ombilahy iray ho fanatitra dorana ny vahoaka manontolo mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah. Dia hampiarahiny amin’ny fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro izany, araka ny efa fanao.+ Hanolotra zanak’osy iray koa izy ireo, hatao fanatitra noho ny ota.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara