-
Ezra 2:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+ 2 ary niara-tonga tamin’i Zerobabela,+ Jesoa,+ Nehemia, Seraia, Relaia, Mordekay, Bilsana, Mispara, Bigvay, Rehoma, ary Bana.
Ireto ny isan’ny lehilahy israelita:+
-
-
Ezra 3:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary nanorina ny alitaran’ilay Andriamanitry ny Israely i Jesoa+ zanak’i Jozadaka, sy ny mpisorona hafa, ary Zerobabela+ zanak’i Sealtiela+ sy ireo rahalahiny. Amin’izay izy ireo ho afaka hanolotra sorona dorana eo ambonin’izy io, araka izay voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Mosesy,+ lehilahin’Andriamanitra.
-