FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nanao ny Vavahadin’ondry+ i Eliasiba+ mpisoronabe sy ny mpisorona rahalahiny, ka nanamasina*+ sy nametaka azy io. Nohamasinin’izy ireo koa ny avy eo amin’ilay vavahady ka hatreo amin’ny Tilikambon’i Mea,+ ary hatrany amin’ny Tilikambon’i Hananela.+

  • Nehemia 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanamboatra ny simba tamin’ny Vavahadin’ilay Tanàna Taloha+ i Joiada zanak’i Pasea sy Mesolama zanak’i Besodia. Nataon’izy ireo ny tolàna, dia napetany ny vavahady sy ny karetsaka ary ny bara hidiny.

  • Nehemia 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanamboatra ny simba tamin’ny Vavahadin’ny Lohasaha+ i Hanona sy ny mponin’i Zanoa.+ Namboarin’izy ireo indray ilay izy, dia napetany ny vavahady sy ny karetsaka ary ny bara hidiny. Nisy 1 000 hakiho* koa no namboarin’izy ireo tamin’ilay manda, hatreo amin’ny Vavahadin’ny Lavenona Misavovona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara