Estera 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Taorian’izany, dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka toerana ambony i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita.+ Nasandrany izy, ka nataony ambony kokoa noho ny an’ny andriana hafa rehetra ny toerany.*+ Estera 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nesorin’ny mpanjaka teny an-tanany àry ny peratra fanombohan-kaseny+ ka nomeny an’i Hamana,+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ilay fahavalon’ny Jiosy.
3 Taorian’izany, dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka toerana ambony i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita.+ Nasandrany izy, ka nataony ambony kokoa noho ny an’ny andriana hafa rehetra ny toerany.*+
10 Nesorin’ny mpanjaka teny an-tanany àry ny peratra fanombohan-kaseny+ ka nomeny an’i Hamana,+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ilay fahavalon’ny Jiosy.